Tuesday, May 15, 2007

dave weckl, steve gadd, vinnie colaiuta

MAGIC TRIO

Thursday, May 10, 2007

BF Sangen

Da kommer Bf Video Musikk

Saturday, May 5, 2007

Bf sangen kommer Snart








Ho avy tsy ho ela ny Hira "Birkaland folkhighschool".Ary `za no nanao ny drafitra rehetra,na arrang. na prise na Mix,eo andalam-piketrehana ny montage Video izahay izao,ary i bjørnar izay manana traikefa tokoa amin`ny fikirakirana ny Sary no handrindra ny Video.Ary dia ho hitan-tsika amin`ny www. youtube.com/medelesatl izany afaka andro vitsisitsy.

Saturday, April 28, 2007

Kilalao kivadivady.






























Afaka herinandro vitsivitsy dia hifaqrana soa amantsara ny tao-ntsekoly
2006-2007 aty Birkeland.Ary amin`izao faraparany izao dia misy karazana Activite maromaro aty.Androany dia nanao karazana Mariazy kisarisariny izahay,ny anjarako dia mpintendry mozika nanafana ny lanonana.

4 Africains


Youssoupha de Camerour,Andrew de Congo,Calvin de Kenya et Toky de Madagascar avec le BIG SMILE!!!!

Saturday, April 7, 2007

Oslo Datla